IZAHO BRADA L'HOMME NOIRE DIA HIRA FOMBAN-DRAZANA NA HOE CULTUREL NO IVOIZIKO. IZAHO IHANY KOA MOA MPITENDRY KORODOGNO RAHATEO " Accordéoniste Spécial antsa traditionnels Malgache " KOA DIA MAHAFALY AHY NY MIZARA IZAY MBA ANANAKO HOANAREO REHETRA. HOZARAIKO DAHOLO TOY NY ANTSA NA MAVENTY IZANY NA HOAN'IREO FANORO SADY NY FOMBA NENTIM-PAHARAZANA IHANY KOA DIA TSY HITAKO AKORY IZAY MAHARATSY AZY. MANKASITRAKO TOMPOKO !