Tongasoa eto amin'ny MADALYRICS 😉
Ity pejy ity dia hahitanao ireo tononkira an-tsary, na koa hoe Lyrics vidéo, malagasy 🇲🇬 🇲🇬
Ireo Lyrics vidéo ireo dia hahafahanao mianatra ny teny malagasy amin'ny alalan'ny hira, sy hahafantaranao ireo hira malagasy vaovao, ary koa fihetsika hanohanana ireo artista-tsika malagasy.
Manantena izahay fa fotoana mahafinaritra no lalovanao eto amin'ny MADALYRICS.
Aza adino ny manoratra "commentaire", ny mizara ary ny mamela "j'aime" ny pejy mba hahafahan'ny hafa mankafy, ary koa mba hitomboan'ny mpikambana.
Aza misalasala mifandray aminay raha misy olana, tsikera, toro-hevitra mikasika ny pejy 🙂
Raiso ny haja atolotray
🇲🇬 Malagasy miara-tafita no tanjona ✊🏽 🇲🇬