Channel Avatar

Tantara an'onjampeo malagasy @UCtSQSm5UxcZrDpY7hCFTSDw@youtube.com

8.3K subscribers - no pronouns :c

Tongasoa ! Ity chaîne ity dia natokana hoan'ireo mpanaraka


About

Tongasoa !

Ity chaîne ity dia natokana hoan'ireo mpanaraka sy mpakafy TANTARA AN'ONJAMPEO MALAGASY, handrenesanao ireo tantara malagasy vaovao sy ireo tsy hay hadinoina avy amin'ireo onjampeo maminao.

Marihana fa tsy natao hitadiavam-bola na hahazoana vola ity chaîne ity fa natao mba hizarana tantara hoan'ny mpankafy ihany, na hoan'ireo avy eto an-toerana izany na hoan'ireo mila ravinahitra ivelan'i Madagasikara. Ka aoka re tompoko mba hijanona ho fihainoana ihany no atao fa tsy hihevitra ny hivarotra izany. Sarobidy tokoa manko ny fotoana, ny hery, ny talenta nentina niangaliana ireny tantara an'onjampeo ireny izay vao tafapaka aty amin'ny foto-tsofina sy ati-fanahitsika mpihaino, eo ireo mpanoratra, mpanatontosa, mpamelona ny tantara ary tsy hadinoina ireo onjampeo malagasy izay nifofotra tokoa nahavitana azy ireny.

Mankasitraka tompoko,
Ny Ekipa TANTARA AN'ONJAMPEO MALAGASY