Channel Avatar

APIKA Toky Stéphan - SOLI DEO GLORIA @UCX5rfeWQiWnsdxoiUslaMyQ@youtube.com

753 subscribers - no pronouns :c

Misaotra an'ni JESOA Zoky be fitia izahay raha afaka manolot


About

Misaotra an'ni JESOA Zoky be fitia izahay raha afaka manolotra ireo horonan-tsary toritany & fampianarana maro maro avy tamin'ireo Raiamandreny sy mpanabe. Ao ihany oa ireo tantara tsy fanadino ary nanamarika teo amin'ny fiainan'ny fiangonana sy ireo kristianina maro.
Raha afaka manampy anao hahita ny lalan-kizorana araka ny Sitrapon' Andriamanitra izay kely voazara dia faly izahay.

HO VONINAHITR' ANDRIAMANITRA IRERY IHANY

RANDRIAMAMPIANINA Toky Stephan